Entrée | 1 ny ela mahareroy |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1#183] ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy") |
Exemples |
4 [2.245#] Fa ny ela, mahareroy. |
Mots élémentaires | 5 ela, mahareroy |
Analogues | 6 nyelamaharayroa |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |