|
|
|
|

Entrée1  ny arivo lahy tsy maty indray andro
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory
Mots élémentaires  4  arivo, lahy, tsy, maty, indray, andro

Mis à jour le 2024/12/07