Entrée (1/2) | 1 olonolona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana |
Explications en anglais |
4 [1.2] a recluse. Reduplicate of olona |
Explications en français |
5 [1.3#460] action de se séparer, de s'isoler |
Exemples |
6 [2.245] ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory |
Radical | 7 olona |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 12 olon' olona |
Partie du discours | 13 locution |
Explications en malgache |
14 [1.1] mpanompo |
Explications en français |
15 [1.3] esclave |
Mots élémentaires | 16 olona |
Anagrammes | 17 aolonolon, naolonolo, olon' olona, olonolona |
Mis à jour le 2025/04/30 |
![]() |