Entrée | 1 rano dikain' ny zinga |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony |
Mots élémentaires | 4 rano, dikaina, zinga |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |