Entrée | 1 ranomasimbe |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.508] Ny lalana faharoa izay sarotra inoana dia ny lalana mamakivaky miankandrefana ny ranomasimbe indiana, ranobe mangeniheny enina arivo kilaometatra ! 4 [2.356] Niondrana tao Toamasina izahay nentin'ny sambo Leconte de Lisie namakivaky ny ranomasimbe. 5 [2.499] Ka hataonao inona anefa ireo hazandrano ireo, hoy Ikemba, no dia nanaovanao vy very ny ainao teny an-dranomasimbe teny? |
Vocabulaire |
6 Géographie: (en général) |
Mots élémentaires | 7 ranomasina, be |
Synonymes | 8 bambandrano, bambandranobe, bambandranomasina |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |