|
|
|
|

Entrée (1/2)1  raorao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany.
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] roughness
Explications en français  5  [1.8] rugosité
Exemples  6  [2.346] Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra;
7  [2.471#61] Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo.
Radical  8  rao
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot raorao

Entrée (2/2)13  raorao
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.1] [Sakalava] Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana
Vocabulaire  16  Météorologie
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  38  raorao, roaroa

Mis à jour le 2025/04/28