|
|
|
|

Entrée1  rendrika vao nahazo amalona
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fiteny enti-milaza olona tratran' ny loza mahamay kanjo dia izany no nahazoany soa
Mots élémentaires  4  rendrika, vao, mahazo, amalona

Mis à jour le 2025/02/07