|
|
|
|

Entrée1  renivohitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara
Explications en anglais  4  [1.7] the capital or principal town or city
Explications en français  5  [1.8] ville capitale ou principale
Exemples  6  [2.270#] Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho!
7  [2.508#] Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra.
Vocabulaire  8  Géographie: (en général)
9  Politique
Mots élémentaires  10  reny, vohitra

Mis à jour le 2024/12/07