|
|
|
|

Entrée1  resadresaka
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3#527] petit entretien, jaserie
4  [1.13] conversation
Exemples  5  [2.470] resadresaka sy fihomehimehezana kely no avaliny an' izany.
6  [2.69] Rehefa tapitra ny resadresaka, dia niara-nisakafo izy efa-dahy.
7  [2.356] Nahafinaritra tokoa ny adi-hevitra amana resadresaka nandritra ilay fihaonana.
Radical  8  resaka
Dérivés 
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
Titres  11  Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana (Kartashôva)

Mis à jour le 2025/01/21