Entrée | 1 rijanteny |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.66] texte |
Exemples |
4 [4.27] Amin’ny maha fikambanana ao anatin’ny fiarahamonimpirenena azy, ny SeFaFi dia tsy afaka hankatoa na handà ny rijanteny amin’io Lalàmpanorenana vaovao io. 5 [4.27] Taorian’ny fitondran’olon-tokana tamin’ny Repoblika Faharoa, ireo nandrafitra ny rijantenin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika Fahatelo dia te hametraka amin’ny toerana ny tena fitondrana demokratika. |
Mots élémentaires | 6 rija, teny |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |