Entrée | 1 ririnin-dasa tsy tsaroana |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay |
Mots élémentaires | 4 ririnina, lasa, tsy, tsaroana |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |