| 3 sans  |
fahatany | 4 sans cause ~ sans cause, en vain, inutilement |
miholitse | 5 sans écorce (être) ~ Etre sans écorce |
tsy hita lany | 6 sans fin ~ sans fin |
na dia ... aza | 7 sans ~ sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) |
raha tsy | 8 sans ~ sans: Raha tsy hianao, tsy nahazo raharaha aho (Sans vous, je n'aurais pas été placé) |
tsy a- | 9 sans |
tsy | 10 sans |
tsy manana | 11 sans ~ sans: Tsy manam-bola izy (Il est sans argent) |
tsy misy | 12 sans ~ sans: Taratasy tsy misy sonia (Une lettre sans signature) ~ sans: Ny mandavo tsy misy loza dia mandresy tsy amim-boninahitra (À vaincre sans péril, on triomphe sans gloire) [Corneille] |
rano aidina | 13 sans hésitation ~ Bien et sans hésitation: Rano aidina raha hiteny (Parler bien ot sans hésitation) |
baka lany sahaza | 14 sans pareil ~ sans pareil |
tsy misy antony | 15 sans rime ni raison ~ sans rime ni raison |
maty fieritreretana | 16 sans scrupule ~ amoral, sans scrupule |
dananaka | 17 sans-souci ~ Un sans-souci, apathique, indolent qui a l'air hébété, la bouche béante |
dararaka | 18 sans-souci ~ Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud |
doraraka | 19 sans-souci ~ Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud |
tsy misy vidiny | 20 sans valeur ~ sans valeur (à distinguer de maimaimpoana, donné gratuitement) |