Entrée | 1 savihina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa |
Explications en français |
4 [1.3#591] Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement |
Exemples |
5 [1.3#591] nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens) 6 [1.3#591] nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) 7 [1.196] savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) |
Radical | 8 savika |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 14 hasaviny, hasivany, hisavany, hisivana, isavihan, nisaviha, savihina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |