|
|
|
|

Entrée1  solonjanatsoratra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.146#21] Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra sy ny tsipipanohizana. Ny solonjanatsoratra ( ' ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny zanatsoratra ilay faharoa ary milaka fa tompon' ilay zavatra voalazan' ny teny voalohany na mpanao asa lazainy. Ohatra: toetra andro = toetr' andro ~ ilaina ny olombelona = ilain' ny olombelona.
Mots élémentaires  4  solo, zanatsoratra

Mis à jour le 2025/04/25