|
|
|
|

Entrée1  sorapotsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [Taimoro] Fomba fanasitranana voalaza ao anatin' ny Sorabe momba ny karazan' aretina samihafa sy ny toe-java-tsarotra eo amin' ny fiainana ilana ny asan' ny hery tsy hita
Mots élémentaires  4  soratra, fotsy

Mis à jour le 2024/12/22