Entrée | 1 soratononina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa |
Explications en français |
4 [1.13] dictée |
Exemples |
5 [2.4#] Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy. |
Mots élémentaires | 6 soratra, tononina |
Anagrammes | 7 antsoroninao, nosinatronao, soratononina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |