|
|
|
|

Entrée1  sotro vokaka
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika
Exemples  4  [2.508#] Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano
Mots élémentaires  5  sotro, vokaka

Mis à jour le 2024/12/07