Entrée | 1 tabiha sy rehareha |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en anglais |
3 [1.7] tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride |
Explications en français |
4 [1.8] tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil |
Exemples |
5 [2.470] Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. 6 [2.996] ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. |
Mots élémentaires | 7 tabiha, rehareha |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |