Entrée | 1 tadiavina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be sought for, to be looked for. 5 [1.7] to be sought, to be looked for |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on cherche 7 [1.13] inconnue |
Exemples |
8 [2.472] Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko 9 [2.4] Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! |
Vocabulaire |
10 Mathématiques |
Radical | 11 tady |
Morphologie |
|
Analogues | 16 zahana, karohina |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot tadiavina |
Anagrammes | 21 itadiavan, nitadiava, tadiavina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |