Entrée | 1 tahafina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be imitated |
Explications en français |
5 [1.8] qu'on imite |
Radical | 6 tahaka |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 fahatany, fahitana, fitahana, hitafana, ifantaha, nahafaty, tahafina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |