|
|
|
|

Entrée1  tahotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io
Explications en anglais  4  [1.7] fear, terror
Explications en français  5  [1.3, 1.8] crainte
6  [1.3] peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui)
7  [1.8] terreur
Exemples  8  [2.472] Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
Vocabulaire  9  Emotions
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot tahotra
Article  20  Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  21  tahotra, tohatra

Mis à jour le 2025/03/30