Entrée | 1 tambitamby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) |
Explications en anglais |
4 [1.7] wheedling, coaxing; a bribe |
Explications en français |
5 [1.8] action de cajoler, de faire des promesses alléchantes |
Exemples |
6 [2.470] Safosafo loha sy tambitamby no azony; |
Radical | 7 tamby |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/03/30 |
![]() |