Entrée | 1 taninina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto |
Exemples |
4 [2.470] Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. 5 [2.996] taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; |
Radical | 6 tanina |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 11 taninana |
Synonymes | 12 taninana |
Anagrammes | 13 itaninan, nataniny, nitainan, nitanany, nitanina, taninany, taninina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |