|
|
|
|

Entrée1  tantazana
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika
Explications en anglais  4  [1.7] to be collected in a basket
Explications en français  5  [1.8] qu'on ramasse dans un panier
Radical  6  tanty
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11