|
|
|
|

Entrée1  tantsiraka
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.5] habitants de la côte
Exemples  4  [2.471] Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy.
5  [2.5] Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka.
Radical  6  antsiraka
Analogues  7  tambany, tanindrana
Titres  8  Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe)
9  Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka (Rakotosaona)

Anagrammes  10  natratsika, tantsiraka, tarantsika

Mis à jour le 2025/01/21