|
|
|
|

Entrée1  tany kotra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao
4  [2.117] Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy
Exemples  5  [2.117] Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso.
Vocabulaire  6  Economie: agriculture
Mots élémentaires  7  tany, kotra

Anagrammes  8  natakotry, nitakotra, tany kotra, tinakatro, tinakotra

Mis à jour le 2025/01/21