|
|
|
|

Entrée1  tapahina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko
Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao
Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano
Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao
Explications en anglais  4  [1.7] to be broken off, to be cut; to be decided to be settled
Explications en français  5  [1.8] qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide
Exemples  6  [2.470] Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana.
Radical  7  tapaka
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11