Entrée | 1 tatahana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be slit open |
Explications en français |
5 [1.8] qu'on fend, qu'on entaille en longueur |
Radical | 6 tataka |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 hatanata, hatatana, tatahana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |