|
|
|
|

Entrée1  Tatsimo
Partie du discours  2  nom ou adverbe
Explications en malgache  3  [1.1] Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo
Explications en anglais  4  [1.7] the south people
Explications en français  5  [1.8, 1.5] les gens du sud
Exemples  6  [2.643#57] Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo.
7  [2.113#21] Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny tatsimo.
8  [2.69#197] Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy;
Mots élémentaires  9  t~, atsimo
Analogues  10  tandrefana, tatsinanana, tavaratra

Anagrammes  11  stômaty, Tatsimo

Mis à jour le 2025/01/21