Entrée | 1 tentenana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be smeared with something; to be caulked |
Explications en français |
5 [1.8] qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate |
Radical | 6 tentina |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 13 antenaten, entanenta, tentenana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |