Entrée | 1 tetezan' olona |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany |
Explications en français |
4 [1.3] courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew |
Mots élémentaires | 5 tetezana, olona |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |