|
|
|
|

Entrée1  tetiarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana
Exemples  4  [2.48] Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana
5  [2.5] Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory.
Radical  6  tety
Synonymes  7  tetirazana
Article  8  Randzavola: tetiarana ao amin' ny Baiboly (=> firazanana)

Anagrammes  9  itaterana, tetiarana

Mis à jour le 2025/01/21