|
|
|
|

Entrée1  tolo-kevitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina
4  [1.13] fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso
Explications en français  5  [1.13] proposition mathématique, suggestion
6  [1.5#143] proposition
Exemples  7  [1.369] Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao
8  [4.27#] Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna
9  [1.320#] Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
Vocabulaire  10  Philosophie
Mots élémentaires  11  tolotra, hevitra

Mis à jour le 2024/12/07