|
|
|
|

Entrée1  tombom-barotra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra
4  [1.13][tombombarotra] ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana
Explications en anglais  5  [1.7] profit
Explications en français  6  [1.8] bénéfice
7  [1.13][tombombarotra] bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation
Exemples  8  [4.27#] Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa.
Vocabulaire  9  Economie: finances, gestion
Mots élémentaires  10  tombo, varotra
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07