Entrée | 1 tomombana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana |
Explications en français |
4 [1.3] accompli, parfait, achevé |
Exemples |
5 [2.117] Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho. 6 [2.113] Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! |
Radical | 7 tombana |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 anombotam, manombota, tomombana |
Mis à jour le 2025/03/30 |
![]() |