Entrée | 1 tondroina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be pointed at |
Explications en français |
5 [1.3#723] qu'on indique avec le doigt ou autre chose 6 [1.8] qu'on indique avec le doigt ou les lèvres |
Exemples |
7 [2.445#] tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. 8 [2.471] Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. |
Radical | 9 tondro |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot tondroina |
Anagrammes | 15 anondrito, anondroty, atondrony, tondroina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |