Entrée | 1 tosidra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra 4 [1.13] (tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy |
Explications en français |
5 [1.13] (tosi-dra) tension artérielle |
Vocabulaire |
6 Santé |
Mots élémentaires | 7 tosika, ra |
Mis à jour le 2025/01/05 |
![]() |