Entrée | 1 tovonana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa iva loatra |
Explications en français |
4 [1.3] à quoi on ajoute |
Exemples |
5 [2.347] ka izay efa vita dia tovonana ihany. 6 [1.377] Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. |
Radical | 7 tovona |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 13 natovona, notavona, notovana, tovonana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |