|
|
|
|

Entrée1  tranomaizina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja
Explications en anglais  4  [1.7] a prison
Explications en français  5  [1.8] prison
Exemples  6  [2.324] Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka.
7  [2.472] Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina.
Mots élémentaires  8  trano, maizina
Article  9  Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07