|
|
|
|

Entrée1  tsara va
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko
Explications en anglais  4  [1.7] a greeting: tsara va? are you well?
Explications en français  5  [1.8] salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous?
Exemples  6  [2.508#] Andriamanelo no nanavaka ny fiarahabana ny Andriana amin'ny "tsara va Tompoko"
Vocabulaire  7  Etiquette
Mots élémentaires  8  tsara, va
Analogues  9  kaosy
Citations  10  Textes citant tsara va

Anagrammes  11  savatra, tsara va

Mis à jour le 2025/01/21