|
|
|
|

Entrée1  tsato-kazo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] hazo atohana ny voly
Exemples  4  [1.436#] Nofefeny tsatokazo madinika manodidina.
5  [2.296#] tsatokazo mpanondro eo an-tsampanan-dàlana ity: tsy hisakana anao tsy handroso, fa mihazona anao kely hieritreritra.
Mots élémentaires  6  tsatoka, hazo

Mis à jour le 2024/12/07