Entrée (1/2) | 1 tsindranolahy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.3] le mâle tsindrano |
Vocabulaire |
4 Zoologie: invertébrés |
Mots élémentaires | 5 tsindrano, lahy |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot tsindranolahy |
Entrée (2/2) | 7 Tsindranolahy |
Partie du discours | 8 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
9 [1.1] Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany |
Explications en français |
10 [1.3] nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes |
Exemples |
11 [2.48] Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: |
Vocabulaire |
12 Histoire: clans, tribus |
Mots élémentaires | 13 tsindrano, lahy |
Synonymes | 14 tsindrano |
Article |
15 Randzavola: Tsindranolahy ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 16 Tsindranolahy, tsindranolahy |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |