|
|
|
|

Entrée1  tsipisandry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra
Mots élémentaires  4  tsipy, sandry
Autres orthographes  5  tsipysandry

Anagrammes  6  tsipisandry, tsipy sandry

Mis à jour le 2025/01/21