|
|
|
|

Entrée1  tsivohibohitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Sarin-tanàna ataon' ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana... ataon' ny ankizilahy
Vocabulaire  4  Jeu
Radical  5  vohitra

Mis à jour le 2024/12/11