|
|
|
|

Entrée1  tsy manan-droa hamolahana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana
Mots élémentaires  4  tsy, manana, roa, amolahana

Mis à jour le 2024/12/07