|
|
|
|

Entrée1  tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany
Mots élémentaires  4  tsy, mandady, hazo, fantatra

Mis à jour le 2024/12/07