Entrée | 1 vadintanimbohitra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony |
Exemples |
4 [2.508#] Ary isam-bohitra indray dia misy ny vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady. |
Mots élémentaires | 5 vadintany, vohitra |
Synonymes | 6 vadintany ambany |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |