|
|
|
|

Entrée (1/3)1  valisoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana
Explications en français  4  [1.13] récompense
Exemples  5  [2.643] Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko.
6  [2.445] Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa.
7  [2.113] Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila.
Radical  8  valy, soa

Entrée (2/3)9  valisoa
Partie du discours  10  nom
Explications en français  11  [1.196] (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava]
Vocabulaire  12  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (3/3)14  Valisoa
Partie du discours  15  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en français  16  [1.196] On donne ce nom à des jeunes filles
Radical  17  valy, soa

Anagrammes  18  asa voly, soavali, soavaly, valisoa, Valisoa, voasaly, voasila

Mis à jour le 2025/04/28