|
|
|
|

Entrée1  varotra tsy miverim-bodiondry
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony
Mots élémentaires  4  varotra, tsy, miverina, vodiondry

Mis à jour le 2024/12/07