Entrée | 1 vatasarihina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 [1.7][vata sarihina] a drawer |
Explications en français |
4 [1.8][vata sarihina] tiroir 5 [1.13] tiroir |
Exemples |
6 [2.529#] Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. 7 [2.4#] Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. 8 [2.503#] Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. |
Vocabulaire |
9 Economie: articles ménagers |
Mots élémentaires | 10 vata, sarihina |
Synonymes | 11 vatasarika |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |